FANTARO NY ZAVATRA REHETRA ARY HAZÒNY MAFY IZAY TSARA
Prove all things, hold fast that which is good
Soit ouvert à toutes les connaissances, mais reste enraciné dans la vérité que tu as reçue.
Dans le contexte actuel et irréversible de l'évolution de la technologie de l'internet et le développement de l'IA et son utilisation incontournable dans la vie professionnelle et quotidienne avec toutes les publications véhiculées, je n'ai qu'à vous conseiller de prendre vraiment attention au sens du verset de 1 Thessaloniciens 5:21.
Longue vie à tous!
In the current and irreversible context of the evolution of internet technology and the development of AI — and its inevitable use in both professional and daily life with all the published content — I can only advise you to truly pay attention to the meaning of the verse in 1 Thessalonians 5:21.
Long life to you all!"
Amin'izao vanin'andro tsy azo iodivirana ny teknolojia ny internet izao sy ny fivoaran'ny "Amparahatoka Indramina" sy fampiasana aza amin'ny fiainan'ny orin'asa ary ny fiainana andavanandro sy ireo lahatsoratra maro mivoaka , dia tsy misy afa-tsy ny manoro hevitra antsika ny tenako mba handray tsara ny hevitra fonosin'ny hafatra voalazan'ny Tesaloniana I - 5:21.
Ampiako kely ny fanazavana ho antsika malagasy mpiray tanindrazana amiko fa "Mpiandry omby volavita ny Amparahatoka Indramina (AI na IA) ka tsy tompony fa mpamerin-doha".
Isika olombelona no tompon'ny fahaizana nampivoatra lavitra ny Internet sy nanamboatra ny AI dia tsy maintsy isika no mifehy ny fampiasana azy fa tsy isika indray no ho baikony. Tsy tanteraka izany raha tsy ambony lavitra mihoatra ny IA ny toetsaintsika dia ny fahendrena maha malagasy antsika.
Mankasitraka ho ela velona aby ny aina!
Clément Rambinintsoa
Mail : racle394@gmail.com
Commentaires
Enregistrer un commentaire